Revelation 15:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray tamin’ny zavamananaina efatra dia nanome ny anjely fito, lovia volamena fito, feno ny fahatezeran’Andriamanitra, izay velona mandrakizay mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natolotry ny iray amin’ny Zava-manana aina efatra ny Anjely fito ireto kapoaka volamena fito, feno ny fahatezeran’Andriamanitra, Izay velona mandrakizay mandrakizay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’ny anankiray tamin’ny zava-miaina efatra an’ireo anjely fito ny lovia volamena fito, feno ny haviniran’ilay Andriamanitra velona mandrakizay mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ny zava-manan'aina efatra nanome ny anjely fito lovia volamena fito, feno ny fahatezeran'Andriamanitra, Izay velona mandrakizay mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray tamin’ny zavamananaina efatra dia nanome ny anjely fito, lovia volamena fito, feno ny fahatezeran’Andriamanitra, izay velona mandrakizay mandrakizay.
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ny zava-manan'aina efatra nanome ny anjely fito lovia volamena fito, feno ny fahatezeran'Andriamanitra, Izay velona mandrakizay mandrakizay.Ary ny tempoly dia feno setroka avy tamin'ny voninahitr'Andriamanitra sy ny heriny, ka tsy nisy nahazo niditra tao amin'ny tempoly mandra-pahatanteraky ny loza fito nentin'ny anjely fito.