Revelation 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre feo mahery avy tao amin’ny tempoly aho niteny tamin’ny anjely fito hoe: Mandehana, aidino amin’ny tany ny ao amin’ny lovia fito feno ny fahatezeran’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nandre feo mahery avy tao amin’ny Tempoly aho, nilaza tamin’ny Anjely fito hoe: «Mandehana araraho amin’ny tany ny ao amin’ny kapoaka fito, feno ny fahatezeran’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia reko nisy feo mahery avy tao amin’ny tempoly nanao tamin’ny anjely fito hoe: «Mandehana, araraho amin’ny tany ny ao anatin’ireo lovia fito feno ny haviniran ’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Ary nahare feo mahery avy tao amin'ny tempoly aho nanao tamin'ny anjely fito hoe: Mandehana, aidino amin'ny tany ny ao amin'ny lovia fito feno ny fahatezeran'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre feo mahery avy tao amin’ny tempoly aho niteny tamin’ny anjely fito hoe: Mandehana, aidino amin’ny tany ny ao amin’ny lovia fito feno ny fahatezeran’Andriamanitra.
malagasy
Ary nahare feo mahery avy tao amin'ny tempoly aho nanao tamin'ny anjely fito hoe: Mandehana, aidino amin'ny tany ny ao amin'ny lovia fito feno ny fahatezeran'Andriamanitra.