Revelation 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fahadimy dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny sezafiandrianan’ilay bibidia. Dia tonga maizina ny fanjakany ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny seza fiandrianan’ny Biby koa ny Anjely fahadimy, dia tonga maizina ny fanjakany ka nanaikitra ny lelany ny olona noho ny fijaliany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny sezafiandrianan’ilay biby ny anjely fahadimy; ka tonga maizina ny fanjakan’ilay biby ary nanaiki-dela ny olona noho ny fanaintainana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahadimy nampidina ny tao an-doviany tamin'ny seza fiandrianan'ilay bibi-dia; dia tonga maizina ny fanjakany, ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fahadimy dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny sezafiandrianan’ilay bibidia. Dia tonga maizina ny fanjakany ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana;
malagasy
Ary ny fahadimy nampidina ny tao an-doviany tamin'ny seza fiandrianan'ilay bibi-dia; dia tonga maizina ny fanjakany, ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana,