Revelation 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niteny ratsy an’Andriamanitry ny lanitra izy noho ny fanaintainany sy ny vainy sady tsy nibebaka tamin’ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa ny manevateva an’Andriamanitra noho ny fijaliany sy ny feriny no nataony, fa tsy ny mibebaka tamin’ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny manevateva ilay Andriamanitra monina ao an-danitra no nataony noho ny fanaintainana sy ny vay nanjo azy fa tsy ny miova toetra miala amin’ny asa ratsiny.
Malagasy Bible 1865
dia niteny ratsy an'Andriamanitry ny lanitra izy noho ny fanaintainany sy ny vainy sady tsy nibebaka tamin'ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niteny ratsy an’Andriamanitry ny lanitra izy noho ny fanaintainany sy ny vainy sady tsy nibebaka tamin’ny asany.
malagasy
dia niteny ratsy an'Andriamanitry ny lanitra izy noho ny fanaintainany sy ny vainy sady tsy nibebaka tamin'ny asany. [ Gr. nanao blasfemia; izahao Mat. IX. 3]