Revelation 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fahenina dia nampidina ny tao an-doviany tao amin’i Eofrata, ony lehibe. Dia ritra ny ranony, mba hanamboarana ny lalan’ireny mpanjaka avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’i Eofrata, ony lehibe koa, ny Anjely fahenina, dia naharitra ny ranony, mba hisy lalan-kalehan’ny mpanjaka avy any atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’i Eofrata, ony lehibe, ny anjely fahenina; ka ritra ny ranony, hanomanan-dalana ho an’ny mpanjaka avy any atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahenina nampidina ny tao an-doviany tamin'i Eofrata, ony lehibe; dia ritra ny ranony hanamboarana ny lalan'ireny mpanjaka avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fahenina dia nampidina ny tao an-doviany tao amin’i Eofrata, ony lehibe. Dia ritra ny ranony, mba hanamboarana ny lalan’ireny mpanjaka avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro ireny.
malagasy
Ary ny fahenina nampidina ny tao an-doviany tamin'i Eofrata, ony lehibe; dia ritra ny ranony hanamboarana ny lalan'ireny mpanjaka avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro.