Revelation 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indreo, fanahy maloto telo tahaka ny sahona avy tamin’ny vavan’ilay dragona sy tamin’ny vavan’ilay bibidia ary tamin’ny vavan’ilay mpaminany sandoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy fanahy maloto telo, hoatra ny sahona, hitako nivoaka avy any am-bavan’ny Dragona, sy avy any am-bavan’ny Biby, ary avy any am-bavan’ny mpaminany sandoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy fanahy maloto anankitelo, tahaka ny sahona, hitako nivoaka avy tany am-bavan’ny dràgona sy avy tany am-bavan’ilay biby ary avy tany am-bavan’ilay mpaminany sandoka.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita aho fa indreo fanahy maloto telo tahaka ny sahona avy tamin'ny vavan'ilay dragona sy tamin'ny vavan'ilay bibi-dia ary tamin'ny vavan'ilay mpaminany sandoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indreo, fanahy maloto telo tahaka ny sahona avy tamin’ny vavan’ilay dragona* sy tamin’ny vavan’ilay bibidia ary tamin’ny vavan’ilay mpaminany sandoka.
malagasy
Ary nahita aho fa indreo fanahy maloto telo tahaka ny sahona avy tamin'ny vavan'ilay dragona sy tamin'ny vavan'ilay bibi-dia ary tamin'ny vavan'ilay mpaminany sandoka.