Revelation 16:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fanahin’ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin’ny mpanjakan’ny tany rehetra manerana izao tontolo izao, mba hamory azy ho amin’ny adin’ilay andro lehiben’Andriamanitra Tsitoha!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanahin-devoly ireo, ary manao fahagagana sy mankany amin’ny mpanjakan’ny tany rehetra, mba hamory azy ho amin’ilay andro lehiben’Andriamanitra tsitoha. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanahin- demony manao zava-mampitolagaga ireo fanahy maloto ireo, sady mankany amin’ny mpanjaka eran’ny tany tontolo mba hamory azy ho amin’ny ady hatao amin’ilay andro lehibe hitsaran’Andriamanitra Tsitoha.
Malagasy Bible 1865
Fa fanahin'ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin'ny mpanjaka amin'izao tontolo izao, mba hanangona ary ho amin'ny adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra Tsitoha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fanahin’ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin’ny mpanjakan’ny tany rehetra manerana izao tontolo izao, mba hamory azy ho amin’ny adin’ilay andro lehiben’Andriamanitra Tsitoha!
malagasy
Fa fanahin'ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin'ny mpanjaka amin'izao tontolo izao, mba hanangona ary ho amin'ny adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra Tsitoha.