Revelation 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fahafito dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny rivotra. Dia nisy feo mahery nivoaka avy tao amin’ny tempoly, avy teo amin’ny sezafiandrianana, niteny hoe: Vita!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny rivotra ny Anjely fahafito, dia nisy feo mahery nivoaka avy tao amin’ny Tempoly, teo amin’ny seza fiandrianana, nanao hoe: «Vita.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny rivotra ny anjely fahafito, ka reko nisy feo avy tao amin’ny tempoly; niainga avy teo amin’ny sezafiandrianana ilay feo ka nanao hoe: «Vita!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahafito dia nampidina ny tao an-doviany tamin'ny rivotra; dia nisy feo mahery nivoaka avy tao amin'ny tempoly, teo amin'ny seza fiandrianana, nanao hoe: Vita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fahafito dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny rivotra. Dia nisy feo mahery nivoaka avy tao amin’ny tempoly, avy teo amin’ny sezafiandrianana, niteny hoe: Vita!
malagasy
Ary ny fahafito dia nampidina ny tao an-doviany tamin'ny rivotra; dia nisy feo mahery nivoaka avy tao amin'ny tempoly, teo amin'ny seza fiandrianana, nanao hoe: Vita.