Revelation 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko ary rava ny tanànan’ny firenena maro; ary i Babilona lehibe dia notsarovana teo anatrehan’Andriamanitra mba homena azy ny kapoaky ny divain’ny firehetan’ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivaky telo terỳ ny tanàna lehibe, nirodana avokoa ny vohitry ny firenena maro; ary notsarovan’Andriamanitra i Babilôna lehibe, mba hampisotroany azy ny kapoakan-divain’ny fahatezerany mirehitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vaky ho telo toko ilay tanàna lehibe; rava ireo tanànan’ny firenena; tsy hadinon’Andriamanitra ny nanasazy an’i Babilôna lehibe, ka nomeny azy ny tsatokaty feno divay, dia ny divay manambara ny firehetam- pahatezeran ’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan'ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan'Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain'ny firehetan'ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko ary rava ny tanànan’ny firenena maro; ary i Babilona lehibe dia notsarovana teo anatrehan’Andriamanitra mba homena azy ny kapoaky ny divain’ny firehetan’ny fahatezerany.
malagasy