Revelation 16:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra ny nosy rehetra ary ny tendrombohitra tsy hita intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nosy, nandositra daholo; ny tendrombohitra, tsy hita intsony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nosy rehetra, nanjavona; ny tendrombohitra, tsy hita intsony;
Malagasy Bible 1865
Ary ny nosy rehetra nandositra, ary ny tendrombohitra tsy hita intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandositra ny nosy rehetra ary ny tendrombohitra tsy hita intsony.
malagasy
Ary ny nosy rehetra nandositra, ary ny tendrombohitra tsy hita intsony.Ary nisy havandra vaventy nilatsaka avy tany an-danitra ho amin'ny olona, tokony ho lanjan-talenta iray avy; ary niteny ratsy an'Andriamanitra ny olona noho ny loza avy tamin'ny havandra; fa lehibe loatra izany loza izany.