Revelation 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faharoa dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny ranomasina. Dia nody ra tahaka ny ran’olona efa maty ny ranomasina ary maty ny zavamananaina rehetra tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny ranomasina koa ny Anjely faharoa, dia tonga tahaka ny ran’olona maty ny ranomasina, ka may avokoa ny zava-manana aina rehetra tao anatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny ranomasina ny anjely faharoa, ka tonga ra ny ranomasina, dia ra manahaka ny ran’olona novonoina; ary maty avokoa ny miaina rehetra tao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny faharoa nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ranomasina; dia nody rà tahaka ny ran'ny olona maty ny ranomasina: ary maty ny zava-manan'aina rehetra tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faharoa dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny ranomasina. Dia nody ra tahaka ny ran’olona efa maty ny ranomasina ary maty ny zavamananaina rehetra tao aminy.
malagasy
Ary ny faharoa nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ranomasina; dia nody rà tahaka ny ran'ny olona maty ny ranomasina: ary maty ny zava-manan'aina rehetra tao aminy.