Revelation 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fahatelo dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny ony sy ny loharano. Dia nody ra ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny ony sy ny loharano koa ny Anjely fahatelo, dia tonga ra ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny ony sy ny loharano ny anjely fahatelo, ka tonga ra ny rano.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahatelo nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ony sy ny loharano; dia nody rà ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fahatelo dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny ony sy ny loharano. Dia nody ra ireny.
malagasy
Ary ny fahatelo nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ony sy ny loharano; dia nody rà ireny.