Revelation 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre ny anjelin’ny rano aho niteny hoe: Marina Ianao, Ilay ankehitriny sy taloha, dia ny Iray Masina, satria nitsara toy izany Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary reko ny Anjelin’ny rano nanao hoe: «Marina Ianao izay ankehitriny sy taloha, ary masina Ianao izay nitsara toy izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary reko ny anjely manam-pahefana amin’ny rano nanao hoe: «Ara-drariny tokoa no nataonao, ry Ilay ankehitriny sy taloha, dia ilay Masina; ara-drariny tokoa no nataonao raha nitsara toy izany Ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary nahare ny anjelin'ny rano aho nanao hoe: Marina Hianao, ilay ankehitriny sy taloha, dia ny Iray Masina, satria efa nitsara toy izany Hianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre ny anjelin’ny rano aho niteny hoe: Marina Ianao, Ilay ankehitriny sy taloha, dia ny Iray Masina, satria nitsara toy izany Ianao.
malagasy
Ary nahare ny anjelin'ny rano aho nanao hoe: Marina Hianao, ilay ankehitriny sy taloha, dia ny Iray Masina, satria efa nitsara toy izany Hianao;