Revelation 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria ny ran’ny olona masina sy ny mpaminany no nalatsany, koa ra no nomenao hosotroiny; tandrify azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nandatsaka ny ran’ny olo-masina sy ny mpaminany izy ireo, ka tandrifiny raha ra kosa no nomenao hosotroiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny ran’ireo anisan’ny vahoakan’Andriamanitra sy ny ran’ireo mpaminany no nalatsak’ireny olona ireny; ka dia ra kosa no efa nomenao hosotroiny, ary mendrika azy izany.»
Malagasy Bible 1865
fa ny ran'ny olona masina sy ny mpaminany no nalatsany, ka dia rà kosa no nomenao hosotromy; ary tandrifiny ho azy irany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria ny ran’ny olona masina sy ny mpaminany no nalatsany, koa ra no nomenao hosotroiny; tandrify azy izany.
malagasy
fa ny ran'ny olona masina sy ny mpaminany no nalatsany, ka dia rà kosa no nomenao hosotromy; ary tandrifiny ho azy irany.