Revelation 16:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary reko ny alitara niteny hoe: Eny, Tompo, Andriamanitra Tsitoha ô, marina sady mahitsy ny fitsaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy hafa tao amin’ny ôtely reko nanao hoe: «Eny, ry Tompo, Andriamanitra tsitoha! marina sy ara-drariny ny fitsarànao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia reko nisy feo avy tao amin’ny alitara nanao hoe: «Eny, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, mahitsy sy ara-drariny ny fitsaranao!»
Malagasy Bible 1865
Ary reko ny alitara nanao hoe: Eny, Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha, marina sy mahitsy ny fitsaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary reko ny alitara niteny hoe: Eny, Tompo, Andriamanitra Tsitoha ô, marina sady mahitsy ny fitsaranao.
malagasy
Ary reko ny alitara nanao hoe: Eny, Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha, marina sy mahitsy ny fitsaranao.