Revelation 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fahefatra dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny masoandro. Nasaina nandoro ny olona tamin’ny afo izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny masoandro koa ny Anjely fahefatra, dia nasaina nandoro ny olona tamin’ny afo io,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny masoandro ny anjely fahefatra, ka navela handoro ny olona tamin’ny afony ny masoandro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahelatra nampidina ny tao an-doviany tamin'ny masoandro; dia nasaina nandoro ny olona tamin'ny afo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fahefatra dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny masoandro. Nasaina nandoro ny olona tamin’ny afo izy
malagasy
Ary ny fahelatra nampidina ny tao an-doviany tamin'ny masoandro; dia nasaina nandoro ny olona tamin'ny afo izy.