Revelation 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka main’ny hafanana be ny olona. Dia niteny ratsy ny anaran’Andriamanitra izay manana fahefana amin’ireny loza ireny, izy, sady tsy nibebaka mba hanome voninahitra Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka main’ny afo mafy indrindra ny olona; nefa ny manevateva ny Anaran’Andriamanitra, Izay manam-pahefana amin’ireny loza ireny no nataony, fa tsy ny mibebaka mba hanome voninahitra Azy Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary main’ny hafanana be ny olona; kanefa ny manevateva ny anaran’Andriamanitra Izay manam-pahefana amin’ireny loza ireny no nataony, fa tsy ny miala amin’ny toe-dratsiny mba hanome voninahitra an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary main'ny hafanana be ny olona, dia niteny ratsy ny anaran'Andriamanitra, Izay manam-pahelana amin'ireny loza ireny, izy sady tsy nibebaka mba hanome voninahitra Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka main’ny hafanana be ny olona. Dia niteny ratsy ny anaran’Andriamanitra izay manana fahefana amin’ireny loza ireny, izy, sady tsy nibebaka mba hanome voninahitra Azy.
malagasy
Ary main'ny hafanana be ny olona, dia niteny ratsy ny anaran'Andriamanitra, Izay manam-pahelana amin'ireny loza ireny, izy sady tsy nibebaka mba hanome voninahitra Azy. [ Gr. nanao blasfemia; izahao Mat. IX. 3]