Revelation 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpanjaka fito koa ireo: Efa lavo ny dimy fa ny iray dia mbola eo ihany, ary ny iray koa dia mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy dia tsy maintsy mitoetra kelikely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny dimy moa efa lavo, ny iray dia eo, ny iray mbola tsy tonga, ary rehefa tonga izy dia tsy maintsy hitoetra kelikely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efa lavo ny dimy fa iray ihany no eo izao, ary ny iray mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy dia vetivety fotsiny no tsy maintsy hitoerany.
Malagasy Bible 1865
Ary mpanjaka fito ireo; efa lavo ny dimy, ka ny iray mbola eo ihany, ary ny iray koa mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy, dia tsy maintsy mitoetra kelikely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpanjaka fito koa ireo: Efa lavo ny dimy fa ny iray dia mbola eo ihany, ary ny iray koa dia mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy dia tsy maintsy mitoetra kelikely.
malagasy
Ary mpanjaka fito ireo; efa lavo ny dimy, ka ny iray mbola eo ihany, ary ny iray koa mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy, dia tsy maintsy mitoetra kelikely.