Revelation 17:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny bibidia izay teo ihany ary tsy eo izao, dia izy no naman’ny fito maha valo azy ka lasa ho any amin’ny fandringanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Biby izay teo kosa, nefa tsy eo intsony, no fahavalo, sy anisan’izy fito ihany, ary mankany amin’ny fahaverezana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny biby, izay nanan-kery taloha nefa tsy manana intsony izao, dia ilay mpanjaka laharana fahavalo naman’ireo fito ireo ary mizotra ho amin’ny fandringanana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny bibi-dia izay teo ihany ary tsy eo izao, dia izy no naman'ny fito mahavalo ary ka lasa ho amin'ny fandringanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny bibidia izay teo ihany ary tsy eo izao, dia izy no naman’ny fito maha valo azy ka lasa ho any amin’ny fandringanana.
malagasy
Ary ny bibi-dia izay teo ihany ary tsy eo izao, dia izy no naman'ny fito mahavalo ary ka lasa ho amin'ny fandringanana.