Revelation 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an’ilay bibidia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miray hevitra izy ireo, ary manolotra ny hery amam-pahefany amin’ny Biby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miray hevitra ireo mpanjaka folo ireo ka manolotra ny hery sy ny fahefàny ho an’ilay biby.
Malagasy Bible 1865
Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an'ilay bibi-dia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an’ilay bibidia.
malagasy
Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an'ilay bibi-dia.