Revelation 17:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamiko: Ny rano hitanao izay ipetrahan’ilay vehivavy janga, dia olona, vahoaka betsaka, ary firenena maro ary samihafa fiteny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa, hoy izy tamiko: Ny rano efa hitanao nipetrahan-dRavehivavy janga, dia olona amam-bahoaka sy firenena aman-tsamihafa fiteny maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa ny anjely tamiko: –Ny ranobe, izay hitanao ipetrahan’ilay vehivavy janga, dia vahoaka sy olona maro mbamin’ny firenena sy ny samy hafa fiteny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Ny rano ela hitanao, izay ipetrahan'ilay vehivavy janga, dia olona sy vahoaka betsaka sy firenena maro ary samy hafa fiteny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamiko: Ny rano hitanao izay ipetrahan’ilay vehivavy janga, dia olona, vahoaka betsaka, ary firenena maro ary samihafa fiteny.
malagasy
Ary hoy izy tamiko: Ny rano ela hitanao, izay ipetrahan'ilay vehivavy janga, dia olona sy vahoaka betsaka sy firenena maro ary samy hafa fiteny.