Revelation 17:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Ravehivavy, ilay hitanao, dia ny tanàna lehibe, izay manjaka amin’ny mpanjakan’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Ravehivavy hitanao no ilay tanàna lehibe, izay mifehy ny mpanjakan’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ravehivavy efa hitanao no ilay tanàna lehibe izay manjaka amin’ireo mpanjakan’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary ravehivavy, ilay hitanao, dia tanàna lehibe, izay manjaka amin'ny mpanjakan'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Ravehivavy, ilay hitanao, dia ny tanàna lehibe, izay manjaka amin’ny mpanjakan’ny tany.
malagasy
Ary ravehivavy, ilay hitanao, dia tanàna lehibe, izay manjaka amin'ny mpanjakan'ny tany.