Revelation 17:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taminy no nijangajangan’ny mpanjakan’ny tany sady nahamamo ny mponina tamin’ny tany tamin’ny divain’ny fijangajangany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nijangajangan’ny mpanjakan’ny tany, sy nahamamo ny mponina ambonin’ny tany tamin’ny divain’ny fijangajangany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa io vehivavy io no nijangajangan’ny mpanjakan’ny tany, ary nahaboboka ny mponina ambonin’ny tany tamin’ny divaim- pijangajangàny.
Malagasy Bible 1865
dia ilay nijangajangan'ny mpanjakan'ny tany, sady natao leon'ny divain'ny fijangajangany ny mponina tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taminy no nijangajangan’ny mpanjakan’ny tany sady nahamamo ny mponina tamin’ny tany tamin’ny divain’ny fijangajangany.
malagasy
dia ilay nijangajangan'ny mpanjakan'ny tany, sady natao leon'ny divain'ny fijangajangany ny mponina tamin'ny tany.