Revelation 17:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vatosoa ary perila sady nitana kapoaka volamena teny an-tanany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lamba volomparasy sy jaky no nitafian-dRavehivavy, volamena sy vato soa ary voahangy no niravahany, ary kapoaka volamena feno zava-betaveta no teny an-tanany, dia ny zava-maloton’ny fijangajangany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla; teny an-tanany kosa nisy tsatokaty volamena feno fanazimbazimbana, dia ny zava-maloto vokatry ny fijangajangàny;
Malagasy Bible 1865
Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vatosoa ary perila sady nitana kapoaka volamena teny an-tanany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany.
malagasy