Revelation 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy anarana voasoratra teo amin’ny handriny hoe: Zavamiafina, Babilona lehibe, renin’ny mpijangajanga sy ny zava-betaveta amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy anarana, dia anarana miafin-kevitra voasoratra teo an-kandriny, nanao hoe: «Babilôna lehibe, Renin’ny fijangajangana sy ny zava-betaveta amin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nisy anarana voasoratra teo an-kandriny, dia anarana mifono hevi-miafina manao hoe: «Izaho no Babilôna lehibe, foiben’ny fijangajangana sy ny fanazimbazimbana eto ambonin’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
ary nisy anarana voasoratra teo amin'ny handriny nanao hoe: ZAVA-MIAFINA, BABYLONA LEHIBE, RENIN'NY MPIJANGAJANGA SY NY ZAVA-BETAVETA, AMIN'NY TANY.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy anarana voasoratra teo amin’ny handriny hoe: Zavamiafina, Babilona lehibe, renin’ny mpijangajanga sy ny zava-betaveta amin’ny tany.
malagasy
ary nisy anarana voasoratra teo amin'ny handriny nanao hoe: ZAVA-MIAFINA, BABYLONA LEHIBE, RENIN'NY MPIJANGAJANGA SY NY ZAVA-BETAVETA, AMIN'NY TANY.