Revelation 17:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indro, Ravehivavy dia mamon’ny ran’ny olona masina sy ny ran’ny vavolombelon’i Jesosy. Koa raha nahita azy aho dia gaga indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitako fa mamon’ny ran’ny olo-masina sy ny ran’ny martirin’i Jesoa io Vehivavy io, ka gaga loatra aho nahita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako ravehivavy fa boboky ny ran’ireo vahoakan’Andriamanitra, boboky ny ran’ireo vavolombelona nanambara an’i Jesoa ka novonoina ho faty noho izany. Gaga dia gaga tokoa aho nahita an-dravehivavy;
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa, indro, ravehivavy dia leon'ny ran ny olona masina sy ny ran'ny martioran'i Jesosy; koa raha nahita azy aho, dia gaga indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indro, Ravehivavy dia mamon’ny ran’ny olona masina sy ny ran’ny vavolombelon’i Jesosy. Koa raha nahita azy aho dia gaga indrindra.
malagasy
Ary hitako fa, indro, ravehivavy dia leon'ny ran ny olona masina sy ny ran'ny martioran'i Jesosy; koa raha nahita azy aho, dia gaga indrindra.