Revelation 17:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zavamiafina ny amin-dRavehivavy sy ny bibidia mitondra azy izay manana loha fito sy tandroka folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ilay Anjely tamiko: «Nahoana no gaga ianao? Indro hasehoko anao ny hevi-miafin’ilay Vehivavy sy ny Biby fito loha manan-tandroka folo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy ny anjely tamiko: –Nahoana no gaga ianao? Holazaiko anao ny hevi-miafina ny amin-dravehivavy sy ny amin’ilay biby fito loha sy folo tandroka mitondra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zava-miafina ny amin-dravehivavy sy ny bibi-dia mitondra azy, izay manan-doha fito sy tandroka folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zavamiafina ny amin-dRavehivavy sy ny bibidia mitondra azy izay manana loha fito sy tandroka folo.
malagasy
Ary hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zava-miafina ny amin-dravehivavy sy ny bibi-dia mitondra azy, izay manan-doha fito sy tandroka folo.