Revelation 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny saina izay misy fahendrena: Ny loha fito dia tendrombohitra fito izay ipetrahan-dRavehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary eto no ilana saina manam-pahendrena. Ny loha fito dia tendrombohitra fito izay ipetrahan-dRavehivavy, sady mpanjaka fito koa ireo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eto no ilàna saina manam-pahendrena. Ny loha fito dia tendrombohitra fito izay ipetrahan-dravehivavy; ary milaza mpanjaka fito koa ireo:
Malagasy Bible 1865
Indro ny hevitra iray misy fahendrena: Ny loha fito dia tendrombohitra fito, izay ipetrahan-dravehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny saina izay misy fahendrena: Ny loha fito dia tendrombohitra fito izay ipetrahan-dRavehivavy.
malagasy
Indro ny hevitra iray misy fahendrena: Ny loha fito dia tendrombohitra fito, izay ipetrahan-dravehivavy.