Revelation 18:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia hitako fa indro, nisy anjely iray koa nidina avy tany an-danitra, nanana fahefana lehibe; ary ny tany dia nohazavain’ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, dia hitako nidina avy any an-danitra ity Anjely anankiray hafa koa, nanam-pahefana lehibe, sy nanazava ny tany tamin’ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia hitako nisy anjely anankiray hafa koa nidina avy tany an-danitra; nanana fahefana lehibe io anjely io ary nanazava ny tany tontolo ny famirapiratany.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia hitako fa indro, nisy anjely izay koa nidina avy tany an-danitra, nanana fahefana lehibe; ary ny tany nohazavain'ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia hitako fa indro, nisy anjely iray koa nidina avy tany an-danitra, nanana fahefana lehibe; ary ny tany dia nohazavain’ny voninahiny.
malagasy
[Ny amin'ny nandravana an'i Babylona, sy ny nisaonan'ny olona azy] Rehefa afaka izany, dia hitako fa indro, nisy anjely izay koa nidina avy tany an-danitra, nanana fahefana lehibe; ary ny tany nohazavain'ny voninahiny.