Revelation 18:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpivaro-mandeha amin’ny tany dia hitomany sy hisaona azy satria tsy hisy mpividy intsony ny entany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpivarotra etỳ an-tany koa hitomany azy sy higogogogo, fa tsy hisy mpividy intsony ny entam-barony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpandranto manerana ny tany koa dia mitomany sy misaona azy, satria tsy misy mpividy intsony ny entany:
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpandranto amin'ny tany dia hitomany sy hisaona azy; fa tsy hisy mpividy intsony ny entany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpivaro-mandeha amin’ny tany dia hitomany sy hisaona azy satria tsy hisy mpividy intsony ny entany,
malagasy
Ary ny mpandranto amin'ny tany dia hitomany sy hisaona azy; fa tsy hisy mpividy intsony ny entany: