Revelation 18:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia entana volamena, volafotsy, vatosoa, perila, rongony fotsy madinika, lamba volomparasy, landy, jaky, hazo mani-pofona, ny fanaka ivoara rehetra mbamin’ny fanaka rehetra amin’ny hazo sarobidy indrindra, varahina, vy ary marbra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny volamena, volafotsy, vatosoa, voahangy, rongonim-bazaha, lamba volomparasy, parasily, jaky; sy ny hazo manitra isan-karazany rehetra, ny fanaka ivoara isan-karazany rehetra, ny fanaka isan-karazany rehetra natao tamin’ny hazo sarobidy sy ny varahina ary ny vy mbamin’ny vato sanga;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia volamena sy volafotsy; vatosoa sy perla; lamba rongony madinika sy lamba volomparasy; lamba landy sy lamba jaky; hazo mani-pofona isan-karazany; fanaka isan-karazany vita amin’ny ivoary sy hazo sarobidy mbamy halimo sy vy ary vatokaranana;
Malagasy Bible 1865
dia entana volamena sy volafotsy sy vato soa sy perila sy rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy landy sy jaky sy hazo mani-pofona, sy ny fanaka ivory rehetra mbamin'ny fanaka rehetra amin'ny hazo saro-bidy indrindra sy varahina sy vy ary vato sanga,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia entana volamena, volafotsy, vatosoa, perila, rongony fotsy madinika, lamba volomparasy, landy, jaky, hazo mani-pofona, ny fanaka ivoara rehetra mbamin’ny fanaka rehetra amin’ny hazo sarobidy indrindra, varahina, vy ary marbra,
malagasy