Revelation 18:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanelina, zavatra mani-pofona, ditin-kazo, menaka manitra, ditin-kazo mani-pofona, divay, diloilo, lafarinina tsara toto, varimbazaha, omby, ondry, soavaly, kalesy ary tena sy ain’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny havozomamy, zava-manitra, menaka manitra, emboka manitra, divay, diloilo, lafarina tsara indrindra, varimbazaha, biby manompo, ondry, soavaly, kalesy, ary ny tena aman’ain’olona. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
havozomamy sy hodi-kazo manitra; ilomanitra sy miora ary vovo-javamanitra; divay sy diloilo; lafarinina tsara toto sy varimbazaha; omby sy ondry; soavaly sy kalesy; ary mpanompo sy babo.
Malagasy Bible 1865
sy havozomamy sy zavatra mani-pofona sy ditin-kazo sy menaka manitra sy ditin-kazo mani-pofona, sy divay sy diloilo sy lafarina tsara toto sy vary tritika sy omby sy ondry sy soavaly sy kalesy ary tena sy ain'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanelina, zavatra mani-pofona, ditin-kazo, menaka manitra, ditin-kazo mani-pofona, divay, diloilo, lafarinina tsara toto, varimbazaha, omby, ondry, soavaly, kalesy ary tena sy ain’olona.
malagasy
sy havozomamy sy zavatra mani-pofona sy ditin-kazo sy menaka manitra sy ditin-kazo mani-pofona, sy divay sy diloilo sy lafarina tsara toto sy vary tritika sy omby sy ondry sy soavaly sy kalesy ary tena sy ain'olona. [ Gr. amoma] [ lebona: izahao Eks. xxx. 34]