Revelation 18:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vokatra soa nirinao dia efa niala taminao; ny zava-tsoa rehetra sy ny zava-malaza rehetra dia efa levona tsy ho anao ary tsy ho hita intsony mandrakizay ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voankazo nifalian’ny fonao, nanalavitra anao; ny hanim-py aman-java-tsoa rehetra, very tsy ho hitanao intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ireo mpandranto ireo amin’i Babilôna: «Ny vokatra soa nirin’ny fonao dia efa niala taminao; ary ny zava-tsarobidy sy marevaka rehetra dia efa levona lavitra anao, ka tsy ho hitanao intsony!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny vokatra soa nirin'ny fanahinao dia efa niala taminao, ary ny zava-tsoa rehetra sy ny zava-malaza rehetra dia efa levona tsy ho anao, ary tsy ho hita intsony mandrakizay ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vokatra soa nirinao dia efa niala taminao; ny zava-tsoa rehetra sy ny zava-malaza rehetra dia efa levona tsy ho anao ary tsy ho hita intsony mandrakizay ireo.
malagasy
Ary ny vokatra soa nirin'ny fanahinao dia efa niala taminao, ary ny zava-tsoa rehetra sy ny zava-malaza rehetra dia efa levona tsy ho anao, ary tsy ho hita intsony mandrakizay ireo. [ Na: voan-kazo]