Revelation 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hiteny hoe: Indrisy! Indrisy! Ilay tanàna lehibe izay nitafy lamba rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vatosoa ary perila!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Loza ity! loza ity! ry ilay tanàna lehibe, izay nitafy rongony fotsy madinika, sy lamba volomparasy ary jaky, sady niravaka volamena sy vatosoa mbamin’ny voahangy; kanjo ora iray monja lahy, dia levona izany harem-bevava izany!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady hanao hoe: «Indrisy! Indrisy! Ry tanàna lehibe, izay nitafy lamba rongony madinika sy lamba volomparasy ary lamba jaky, sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla!
Malagasy Bible 1865
ary hanao hoe: Indrisy! indrisy! ilay tanàna lehibe, izay nitafy rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hiteny hoe: Indrisy! Indrisy! Ilay tanàna lehibe izay nitafy lamba rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vatosoa ary perila!
malagasy
ary hanao hoe: Indrisy! indrisy! ilay tanàna lehibe, izay nitafy rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila!