Revelation 18:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’ny ora iray monja no nahafoana ny harena be toy izany! Ary ny mpitondra sambo rehetra sy izay rehetra mandeha eny ambonin’ny ranomasina sy ny tantsambo ary izay rehetra manao raharaha any an-dranomasina dia nijanona teny lavitra eny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpitondra sambo rehetra, sy izay rehetra mandeha eny ambony ranomasina, mbamin’ny matilò sy izay rehetra manan-draharaha amin’ny ranomasina, dia nijanona eny lavitra eny koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tanaty adiny iray monja dia foana izany harem-be izany!» Ny mpitondra sambo rehetra sy ny mpandeha sambo rehetra amin’iny faritra iny ary ny matilò mbamy izay rehetra manao raharaha eny an-dranomasina, dia nijanona teny lavitra teny koa;
Malagasy Bible 1865
Fa tamin'ny ora iray monja no nahafoana ny harena be toy izany. Ary ny mpitondra sambo rehetra sy izay rehetra mandeha eny ambonin'ny ranomasina sy ny matilo ary izay rehetra manao raharaha any an-dranomasina dia nijanona teny lavitra eny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’ny ora iray monja no nahafoana ny harena be toy izany! Ary ny mpitondra sambo rehetra sy izay rehetra mandeha eny ambonin’ny ranomasina sy ny tantsambo ary izay rehetra manao raharaha any an-dranomasina dia nijanona teny lavitra eny
malagasy