Revelation 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso tamin’ny feo mahery izy hoe: Rava! Rava i Babilona lehibe! Tonga fonenan’ny demonia sy fieren’ny fanahy maloto rehetra ary akanin’ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso tamin’ny feo mahery izy, nanao hoe: «Rava, rava i Babilôna lehibe, ka tonga fonenan’ny demony, sy fitoeran’ny fanahy maloto rehetra, ary fieren’ny vorona maloto halan’ny olona rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso tamin’ny feo mahery izy nanao hoe: «Rava, rava i Babilôna lehibe, ka tonga fonenan’ny demony, sy fieren’ny fanahy maloto rehetra, ary fieren’ny vorona amam-biby maloto rehetra hàlan’ny olona!
Malagasy Bible 1865
Ary niantso tamin'ny feo mahery izy ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! ka tonga fonenan'ny demonia sy fieren 'ny fanahy maloto rehetra ary akanin 'ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso tamin’ny feo mahery izy hoe: Rava! Rava i Babilona lehibe! Tonga fonenan’ny demonia* sy fieren’ny fanahy maloto rehetra ary akanin’ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina izy.
malagasy
Ary niantso tamin'ny feo mahery izy ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! ka tonga fonenan'ny demonia sy fieren'ny fanahy maloto rehetra ary akanin'ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina. [ Gr. tranomaizina]