Revelation 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifalia noho izay zavatra nanjo azy ianao, ry lanitra, sy ianareo olona masina, sy ianareo Apostoly, ary ianareo mpaminany! Fa Andriamanitra efa nitsara azy ka nanome rariny anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia noho ny nanjò azy ianao, ry lanitra, sy ianareo olo-masina, mbaminareo apôstôly sy mpaminany koa, fa fanomezan-drariny anareo no nanamelohan’Andriamanitra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifalia amin’ny manjo an’i Babilôna ianao, ry lanitra, sy ianareo vahoakan’Andriamanitra mbamy ianareo apôstôly sy mpaminany, satria efa nitsara azy Andriamanitra ka nanome rariny anareo!
Malagasy Bible 1865
Mifalia noho izay zavatra nanjo azy ianao. ry lanitra, sy ianareo olona masina sy ianareo Apostoly, ary ianareo mpaminany; fa Andriamanitra efa nitsara azy ka namaly azy noho ny taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifalia noho izay zavatra nanjo azy ianao, ry lanitra, sy ianareo olona masina, sy ianareo Apostoly, ary ianareo mpaminany! Fa Andriamanitra efa nitsara azy ka nanome rariny anareo.
malagasy
Mifalia noho izay zavatra nanjo azy ianao. ry lanitra, sy ianareo olona masina sy ianareo Apostoly, ary ianareo mpaminany; fa Andriamanitra efa nitsara azy ka namaly azy noho ny taminareo.