Revelation 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy anjely mahery iray nibata vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary, dia nanipy izany tany an-dranomasina ka niteny hoe: Hatsipy mafy toy izany no ho fandrava an’i Babilona, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy Anjely anankiray naka vato hoatra ny vato lehibe fikosohan-dafarina, ka nanipy azy tany anaty ranomasina, nanao hoe: «Hazera tampoka hoatra izany i Babilôna tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy anjely anankiray manan-kery, naka vato tahaka ny vato lehibe fikoseham-bary, dia nanipy azy tany an-dranomasina ka nanao hoe: «Hatsipy mafy toy izay i Babilôna, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anjely mahery anankiray nibata vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary, dia nanipy izany tany an-dranomasina ka nanao hoe: Hatsipy mafy toy izany no ho fandrava an'i Babylona, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy anjely mahery iray nibata vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary, dia nanipy izany tany an-dranomasina ka niteny hoe: Hatsipy mafy toy izany no ho fandrava an’i Babilona, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony izy.
malagasy