Revelation 18:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tao anatin’ny tanàna no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olona masina ary izay rehetra novonoina teny ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao anatin’io tanàna io koa no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olo-masina, mbamin’izay rehetra novonoina tetỳ ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatsipy mafy toy izany i Babilôna, satria tao aminy no nahitana ny ran’ireo mpaminany sy ny ran’ireo vahoakan’Andriamanitra ary ny ran’izay rehetra novonoina tetỳ ambonin’ny tany!»
Malagasy Bible 1865
Ary teo anatiny no nahitana ny ran'ny mpaminany sy ny olona masina sy itsy rehetra novonoina teny ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tao anatin’ny tanàna no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olona masina ary izay rehetra novonoina teny ambonin’ny tany.
malagasy
Ary teo anatiny no nahitana ny ran'ny mpaminany sy ny olona masina sy itsy rehetra novonoina teny ambonin'ny tany.