Revelation 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’ny divain’ny fahatezerana noho ny fijangajangany no nahalavoan’ny firenena rehetra, ary ny mpanjakan’ny tany dia nijangajanga taminy, ary ny mpivaro-mandeha amin’ny tany dia tonga mpanankarena noho ny fanaranam-pony tamin’ny fiainam-ben-dRavehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny firenena rehetra nisotro ny divaim-pahatezerana noho ny fijangajangany; ny mpanjakan’ny tany nijangajanga taminy, ary ny mpivarotra etỳ an-tany nahazo harena tamin’ny filibàny amin’ny zava-mahafinaritra azy nihoa-pampana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ilay divain’ny fijangajangàny mihoa-pampana no nisotroan’ny firenena rehetra; ka ny mpanjakan’ny tany dia nijangajanga taminy, ary ny mpandranto manerana ny tany efa tonga mpanankarena satria tia filibana loatra io tanàna io.»
Malagasy Bible 1865
Fa tamin'ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany no nahalavoan 'ny firenena rehetra, ary ny mpanjakan'ny tany nijangajanga taminy, ary ny mpandranto amin'ny tany tonga mpanankarena noho ny hafatratry ny nitiavan'io ny zava-mahafinaritra ny tena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’ny divain’ny fahatezerana noho ny fijangajangany no nahalavoan’ny firenena rehetra, ary ny mpanjakan’ny tany dia nijangajanga taminy, ary ny mpivaro-mandeha amin’ny tany dia tonga mpanankarena noho ny fanaranam-pony tamin’ny fiainam-ben-dRavehivavy.
malagasy
Fa tamin'ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany no nahalavoan'ny firenena rehetra, ary ny mpanjakan'ny tany nijangajanga taminy, ary ny mpandranto amin'ny tany tonga mpanankarena noho ny hafatratry ny nitiavan'io ny zava-mahafinaritra ny tena. [ Na: (nisotrohan')]