Revelation 18:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre feo iray hafa koa avy tany an-danitra aho niteny hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandre feo iray hafa koa avy any an-danitra aho, nanao hoe: Mihataha aminy ianareo, ry vahoakako, mba tsy hiray heloka aminy, sy tsy hiombon-doza aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia reko nisy feo iray hafa koa avy tany an-danitra nanao hoe: «Mialà amin’io tanàna io ianareo, ry vahoakako, mba tsy hiombom-pahotana aminy ary mba tsy hiharan’ny loza hanjo azy;
Malagasy Bible 1865
Ary nahare feo iray koa avy tany an-danitra aho nanao hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre feo iray hafa koa avy tany an-danitra aho niteny hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.
malagasy
Ary nahare feo iray koa avy tany an-danitra aho nanao hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.