Revelation 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahotany dia nitehika hatrany amin’ny lanitra, ary Andriamanitra dia nahatsiaro ny ratsy nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa efa mitehika amin’ny lanitra ny fahotany, ary efa tsarovan’Andriamanitra ny haratsiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria efa niavosa nitehika tamin’ny lanitra ny fahotany ary tsy hadinon’Andriamanitra ny hanasazy ny ratsy nataony.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahotany efa nitehika tamin'ny lanitra, ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny ratsy nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahotany dia nitehika hatrany amin’ny lanitra, ary Andriamanitra dia nahatsiaro ny ratsy nataony.
malagasy
Fa ny fahotany efa nitehika tamin'ny lanitra, ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny ratsy nataony.