Revelation 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamalia azy araka izay nataony ka omeo indroa heny toy ny nataony izy! Ny kapoaka izay nofenoiny dia fenoy indroa heny ho azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valio araka ny asany izy, ary ataovy avo sasaka noho izay nataony; ampisotroy amin’ny kapoaka nanomezany izy, ka omeo indroa hoatra izay nampisotroiny anareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamalia azy araka izay nafitsony taminareo, ka ataovy avo sasaka noho izay vitany; ny tsatokaty, izay nasiany zava-pisotro mifangaro ho anareo, dia asio zava-pisotro mifangaro indroa heny ho azy;
Malagasy Bible 1865
Mamalia azy araka izay nataony, ka omeo azy indroa heny toy ny nataony izy; ny kapoaka izay nofenoiny, dia fenoy indroa heny ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamalia azy araka izay nataony ka omeo indroa heny toy ny nataony izy! Ny kapoaka izay nofenoiny dia fenoy indroa heny ho azy.
malagasy
Mamalia azy araka izay nataony, ka omeo azy indroa heny toy ny nataony izy; ny kapoaka izay nofenoiny, dia fenoy indroa heny ho azy. [ Gr. noharoharoiny] [ Gr. haroharoy]