Revelation 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toraka izay niderany tena sy nanaranany fo tamin’ny harembe, dia omeo fanaintainana sy alahelo toraka izany koa izy satria hoy izy anakampo: Mipetraka ho mpanjakavavy aho fa tsy mpitondratena, ary tsy mba hahita alahelo mihitsy aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ataovy toraka ny niavonavonany sy nilibàny tamin’ny zava-mahafinaritra azy no hamafin’ny fampijaliana sy fampahoriana azy. Fa izao no hambom-pony: «Mpanjakavavy aho fa tsy mpitondratena, ka lavitra ahy raha izay fisaonana!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toraka izay nitiavany voninahitra sy filibana no anomezo azy fanaintainana sy fisaonana. Fa izao no lazain’io tanàna io anakampony: ‹Mipetraka toy ny mpanjakavavy aho fa tsy mpitondratena, ka lavitra ahy raha izay fisaonana!›
Malagasy Bible 1865
Toraka itsy niderany tena sy nivelomany tamin'ny zava-mahafinaritra ny tena, dia omeo fanaintainana sy alahelo toraka izany koa izy, satria hoy izy anakampo: Mipetraka ho mpanjakavavy aho, fa tsy mpitondratena, ary tsy mba hahita alahelo mihitsy aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toraka izay niderany tena sy nanaranany fo tamin’ny harembe, dia omeo fanaintainana sy alahelo toraka izany koa izy satria hoy izy anakampo: Mipetraka ho mpanjakavavy aho fa tsy mpitondratena, ary tsy mba hahita alahelo mihitsy aho;
malagasy