Revelation 19:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia nahare ohatra ny feon’ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho niteny hoe: Haleloia! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an’Andriamanitsika
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia nisy hoatra ny feom-bahoaka betsaka tany an-danitra, reko nanao hoe: «Aleloia! An’Andriamanitra ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nisy hoatra ny feo mafy navoakan’olona maro tany an-danitra, reko nanao hoe: « Haleloià! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an’ilay Andriamanitsika;
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia nahare hoatra ny feon'ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho nanao hoe: Haleloia! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an'Andriamanitsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia nahare ohatra ny feon’ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho niteny hoe: Haleloia*! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an’Andriamanitsika
malagasy
[Saotra ataon'ny any an-danitra noho ny nitsarana an'i Babylona] Rehefa afaka izany, dia nahare hoatra ny feon'ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho nanao hoe: Haleloia! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an'Andriamanitsika;