Revelation 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny masony dia toy ny lelafo ary tamin’ny lohany nisy diadema maro; ary Izy dia manana anarana voasoratra izay tsy misy mahafantatra afa-tsy ny tenany ihany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tahaka ny lelafo ny masony, ary satroboninahitra maro no teny an-dohany; nisy anarana voasoratra teny aminy, izay tsy nisy nahalala afa-tsy izy irery;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny lelafo ny masony; ary satroboninahitra maro no teo an-dohany. Izy dia manana anarana anankiray voasoratra, izay tsy nisy nahalala afa-tsy ny tenany ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny masony dia lelafo, ary tamin'ny lohany nisy diadema maro; ary Izy manana anarana voasoratra, izay tsy misy mahalala akory afa-tsy ny tenany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny masony dia toy ny lelafo ary tamin’ny lohany nisy diadema maro; ary Izy dia manana anarana voasoratra izay tsy misy mahafantatra afa-tsy ny tenany ihany
malagasy
Ary ny masony dia lelafo, ary tamin'ny lohany nisy diadema maro; ary Izy manana anarana voasoratra, izay tsy misy mahalala akory afa-tsy ny tenany ihany.