Revelation 19:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary miakanjo akanjo voafafy ra Izy. Ny anarany dia atao hoe ny Tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
akanjo nipentina ra no niakanjoany, ary ny TENIN’ANDRIAMANITRA no anarany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miakanjo akanjo voahosin-dra Izy; ary ny anarany dia natao hoe: «ilay Tenin’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Ary miakanjo akanjo voafafy rà Izy; ary ny anarany atso hoe Ny Tenin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary miakanjo akanjo voafafy ra Izy. Ny anarany dia atao hoe ny Tenin’Andriamanitra.
malagasy
Ary miakanjo akanjo voafafy rà Izy; ary ny anarany atso hoe Ny Tenin'Andriamanitra.