Revelation 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hihinananareo ny nofon’ny mpanjaka, ny nofon’ny mpifehy arivo, ny nofon’ny mahery, ny nofon’ny soavaly mbamin’izay mitaingina azy ary ny nofon’ny olona rehetra, na olona afaka, na andevo, na kely na lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hihinana ny nofon’ny mpanjaka, ny nofon’ny tomponarivo, ny nofon’ny olo-mahery, ny nofon’ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy, sy ny nofon’ny olona rehetra, na mpanompo na olona tsotra, na kely na lehibe.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hihinananareo ny nofon’ireo mpanjaka, ny nofon’ireo komandin-tafika, ny nofon’ireo mahery an’ady, ny nofon’ireo soavaly mbamin’ny an’ny mpitaingina azy, ary ny nofon’ny olona rehetra, na mpanompo na tsy mpanompo, na kely na lehibe.»
Malagasy Bible 1865
mba hihinananareo ny nofon'ny mpanjaka sy ny nofon'ny mpifehy arivo sy ny nofon'ny mahery sy ny nofon'ny soavaly mbamin'izay mitaingina azy ary ny nofon'ny olona rehetra, na andevo na tsy andevo, na kely na lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hihinananareo ny nofon’ny mpanjaka, ny nofon’ny mpifehy arivo, ny nofon’ny mahery, ny nofon’ny soavaly mbamin’izay mitaingina azy ary ny nofon’ny olona rehetra, na olona afaka, na andevo, na kely na lehibe.
malagasy