Revelation 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa marina sy mahitsy ny fitsarana ataony. Nitsara ilay vehivavy janga lehibe Izy, dia ilay nandoto ny tany tamin’ny fijangajangany ary namaly azy noho ny ran’ny mpanompony izay nalatsaky ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa marina sy mahitsy ny fitsaràny, satria Izy nanameloka ilay Vehivavy janga malaza izay nandoto ny tany tamin’ny fijangajangany, sy namely an’io noho ny ran’ny mpanompony izay nalatsaky ny tanany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa mahitsy sy ara-drariny ny fitsarana ataony, satria Izy efa nanameloka ilay vehivavy janga malaza izay nandoto ny tany tamin’ny fijangajangàny, ary efa namaly azy noho ny ran’ireo mpanompon’Andriamanitra efa nalatsany.»
Malagasy Bible 1865
Fa marina sy mahitsy ny fitsarana ataony; Fa nitsara ilay vehivavy janga lehibe Izy - Dia ilay nandoto ny tany tamin'ny fijangajangany - Ary namaly ary noho ny ran'ny mpanompony izay nalatsaky ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa marina sy mahitsy ny fitsarana ataony. Nitsara ilay vehivavy janga lehibe Izy, dia ilay nandoto ny tany tamin’ny fijangajangany ary namaly azy noho ny ran’ny mpanompony izay nalatsaky ny tanany.
malagasy