Revelation 19:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona sisa dia matin’ny sabatra mivoaka avy amin’ny vavan’Ilay mitaingina ny soavaly; ary ny vorona rehetra dia voky ny nofony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny olona sisa dia matin’ny sabatra nivoaka avy ao am-bavan’ilay nitaingina ny soavaly, ka vokin’ny nofony ny vorona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona sisa dia matin’ny sabatra nivoaka avy tamin’ny vavan’Ilay mitaingina soavaly fotsy, ka vokin’ny nofony avokoa ny vorona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sisa dia matin'ny sabatra mivoaka avy amin'ny vavan'ilay mitaingina ny soavaly; ary ny vorona rehetra dia voky ny nofony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona sisa dia matin’ny sabatra mivoaka avy amin’ny vavan’Ilay mitaingina ny soavaly; ary ny vorona rehetra dia voky ny nofony.
malagasy
Ary ny olona sisa dia matin'ny sabatra mivoaka avy amin'ny vavan'ilay mitaingina ny soavaly; ary ny vorona rehetra dia voky ny nofony.